Entrée | 1 mibedibedy |
Radical | 2 bedibedy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary |
Explications en anglais |
5 [1.2] to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. |
Exemples |
6 Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [2.996] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |