Entrée (1/2) | 1 mitena |
Radical | 2 tena |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io 5 Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1] |
Explications en anglais |
6 to wear something habitually [1.7] |
Explications en français |
7 porter le vêtement habituellement [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 mitenà |
Radical | 14 tena |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mitena [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 atenim, itenam, mainte, mañety, manety, menaty, mentia, mitane, mitenà, mitena, natemi, tameny, tenaim |
Mis à jour le 2023/08/11 |