|
|
|
|

Entrée1  mitaraina
Radical  2  taraina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1#728] Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io
Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe
Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao
Explications en anglais  5  [1.7] to complain; to call out asking for help
Explications en français  6  [1.3#684] Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient)
7  [1.8] se plaindre; crier au secours
Exemples  8  Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [2.472]
9  Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Analogues  13  mikonaina, mikoinkoina, mitsikoinkoina, mitoretra, be taraina, mimenomenona, mibabababa
Titres  14  Mitaraina ny tany (Andry Andraina)

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21