|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mibabababa
Radical  2  babababa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to scream
6  [1.2] to vociferate, to cry out for help.
7  [1.7] to cry for help
Explications en français  8  [1.3] Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement)
9  [1.8] pousser de haut cris
Exemples  10  Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [2.470]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  mibabababà
Radical  16  babababa
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mibabababa [Liste complète]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21