Entrée | 1 mikoinkoina |
Radical | 2 koinkoina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha |
Explications en français |
5 [1.3#348] Murmurer, gémir, se plaindre |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |