|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitangorona
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona
Explications en anglais  4  [1.7] to surround, to encircle
Explications en français  5  [1.3#672, 1.8] se réunir tout autour
6  [1.3#672] être réunis, groupés
7  [1.8] encercler; s'attrouper
Exemples  8  [2.356#] mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino.
9  [1.437#] Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina.
10  [2.508#] mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany.
Radical  11  tangorona
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo

Entrée (2/2)17  mitangoròna
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mitangorona [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]
Explications en français  20  [1.3#672]
Radical  21  tangorona

Anagrammes  22  itangoronam, mitangoròna, mitangorona

Mis à jour le 2025/04/14