|
|
|
|

Entrée1  mihalohalo
Radical  2  halohalo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihantona, mihebibehy eo ambony loha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy
5  Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa midira raha hiditra
6  Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra
7  Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin' ny adin' ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa [1.1]
Explications en anglais  8  to move, to be suspended, to look at from a distance, to be insufficient to fill a space; to be at liberty, to go about here and there. [1.2]
Exemples  9  Teo amin' ny fangirifiriako tamin' ny namoizana an' i Dada malala no nihalohalo an' ny tandindony tao amin' ny lalako. [2.471]
10  Mbola tsy maty akory ny masoandro sy asabotsy hariva, dia efa nisy olona nisodisody sy nihalohalo teny akaikikaikin' ny tranony teny. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  Miahanahana, miroahana, miherohero
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mihalohalo

Anagrammes  17  mihalohalo, milohaloha, milohalohà

Mis à jour le 2023/01/20