Entrée | 1 mitaky |
Radical | 2 taky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho 5 Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo [1.1] |
Explications en anglais |
6 to demand one's due [1.7] |
Explications en français |
7 réclamer, réclamer son dû [1.8] |
Exemples |
8 mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69] 9 Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 1.1^^=mampandoa=mamoritra=maka ny an' ny tena=manaraka=mihady levenambola=manao takin' adala=manao tadidin' ny mpanaraka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 makity, mitaky |
Mis à jour le 2023/10/04 |