|
|
|
|

Entrée 1  mitaky
Radical  2 taky
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho
9 Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo [1.1]
Explications en anglais  10 to demand one's due [1.7]
Explications en français  11 réclamer, réclamer son dû [1.8]
Exemples  12  mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69#17]
13  Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895#163]
Analogues  14  maka ny an' ny tena, 15  mamoritra, 16  mampandoa, 17  manao tadidin' ny mpanaraka, 18  manao takin' adala, 19  manaraka, 20  mihady levenambola
Combinaisons  21  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mitaky

Anagrammes  22 Kitima, 23 makity, mitaky

Mis à jour le 2026/04/22