|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misidina
Radical  2  sidina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango
Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha
Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona
5  [1.13] manidina
Explications en anglais  6  [1.7] to fly high, to fly
Explications en français  7  [1.8] voler dans l'air, voler
8  [1.13] voler
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  manidina, mikopaka elatra, misodika, misonanina
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot misidina

Entrée (2/2)15  misidìna
Radical  16  sidina
Partie du discours  17  impératif du verbe actif misidina [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21