Entrée (1/2) | 1 misodika |
Radical | 2 sodika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia: Misodika rofia Manala ny fako kely madinika alohan' ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin' ity ronono ity Mijerijery taratra alohan' ny hangalarana Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy |
Explications en français |
5 [1.3#615] séparer les fibres du rofia, écumer, écrémer, trier 6 [1.196] séparer les fibres, défibrer |
Exemples |
7 Ny herotra misodika amin' ny ronono, angonina ary kapohina, dia manome ny dibera. [2.332#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot misodika |
Entrée (2/2) | 13 misodika |
Radical | 14 sodika |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 [1.1] Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona) |
Explications en français |
17 [1.3#615] rôder, voltiger tout autour |
Exemples |
18 ny papango misodika ambony eny akaikin' ny rahona; [2.587#] 19 Hitsikitsika sy papango no hita misodika eny indraindray, manao ny akaniny eny antsefatsefaky ny harambato. [2.499#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 24 |
Mis à jour le 2025/01/21 |