|
|
|
|

Entrée (1/2)1  milofo
Radical  2  lofo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explications en anglais  5  to persevere, to persist [1.7]
Explications en français  6  persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  mikofo, mifofotra, mikezaka, miezaka, milozoka, mikokotra, mikikitra, mikoko-maty, mikely aina, mimaso, mikiry, mikiribiby, manao salaka fohy rambo, manao sakafo ambany foitra, mandany mondron-kery, tsy mitandro hasasarana, tsy mitarain-tanana ompaka, tsy mikely soroka, mivaky tratra, fola-damosina, mandany ron-doha, mimokitra, mimokimoky, miokitra, mikoremby, misikim-ponitra, mialakaforo, mialakabontana, miady fo, tsy miroa fo, tsy manamohamo, tsy mikoso-maso, may volon' orona, may volon-tratra, miongo-bolo, miady fo aman' aina, manao anjolofo, manao kely andilana, milofika, tsy misatry fanahy, tsy mandala aina, mikaozatra, mitozo, manao valangitrika, manao' amboa ditsika, manao lazo be, manao ain-tsy ho zavatra, manao ampinga tratra, manao vy very ny aina, tsy manary karama, tsy miala vehana, manao botraika, manao an-ditra, manao an' aina, tsy mandry andro tsy mandry alina, miantotomaty, sady mifofotra no mively vy

Entrée (2/2)12  milofo
Radical  13  lofo
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]

Anagrammes  16  mifolo, milofo

Mis à jour le 2020/07/31