|
|
|
|

Entrée1  may volon' orona
Mots élémentaires  2  may, volo, orona
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ
Synonymes  5  may volon-kelika, may volon-tratra

Mis à jour le 2023/05/23