|
|
|
|

Entrée (1/3)1  milelalela
Radical  2  lelalela
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mikiakiaka [Sihanaka] [1.78]
5  Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
6  Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
7  Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
8  Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [1.1]
Explications en anglais  9  to talk a lot; to cry out [1.7]
Explications en français  10  parler avec entrain; criailler [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/3)15  milelalela
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  midedadeda [Tambahoaka] [1.78]

Entrée (3/3)18  milelalelà
Radical  19  lelalela
Partie du discours  20  impératif du verbe actif milelalela [Liste complète]
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3]

Anagrammes  23  ilelalelam, lelalelaim, milelalelà, milelalela

Mis à jour le 2023/01/20