Entrée (1/2) | 1 milefa (lefa) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy) [1.78] 4 Mandositra [1.78] 5 Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky [1.1] 6 Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy [1.1] 7 Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [1.1] |
Explications en anglais |
8 To run away, to escape [1.7] |
Explications en français |
9 Fuir, s'évader [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot milefa |
Entrée (2/2) | 16 milefà (lefa) |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif milefa |
Autres orthographes | 18 milefasa |
Tableaux et planches |
19 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 20 mifale, milefa |
Mis à jour le 2023/01/20 |