Entrée | 1 mihevitra |
Radical | 2 hevitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy tsara ny mihevi-dratsy olona Mieritreritra: Latsadranomaso izy nihevitra ny fahorian-janany Mandinika lalina, miady hevitra momba: Mihevi-draharaha ny lehibe ka tsy azo kotabaina Mikasa, manampo, mikendry: Mihevitra ny hiainga rahampitso aho Mandray, mitsara: Ahoana no iheveranao an' izany fihetsiky ny zakaizanao izany Mino, mieritreritra: Iza no hihevitra fa hahavita izany Rangahy iny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to think, to consider; to talk over |
Explications en français |
6 [1.8] penser, penser à; méditer, délibérer sur |
Exemples |
7 tsy very saina aho fa mihevitra nahoana hianao no toa mitomany? [2.131] 8 Hano aloha ny hanina, fa rehefa avy eo indray, mihevitra. [2.470] 9 Hita ho nihevi-tena ho lehilahy lehibe sahady izy tamin' izany. [2.472] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mihevitra |
Mis à jour le 2024/12/11 |