Entrée | 1 miempaka |
Radical | 2 empaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho [1.1] |
Explications en anglais |
5 to swell and blister [1.7] |
Explications en français |
6 être écorché, avoir des ampoules [1.8] |
Exemples |
7 Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [2.472] |
Vocabulaire |
8 Santé |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 miempakempaka |
Analogues | 13 miompaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot miempaka |
Anagrammes | 15 mampaike, mampiake, miempaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |