|
|
|
|

Entrée1  mikipaka
Radical  2  kipaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo
Explications en français  5  [1.3#333] Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous)
Exemples  6  Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. [1.437#]
7  Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. [2.69#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mikipaka

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21