|
|
|
|

Entrée1  misendaka
Radical  2  sendaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity
Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro
Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11