Entrée | 1 mieboebo |
Radical | 2 eboebo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erỳ Isambila hatramin' ny nahafahany fanadinana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to act important, to be boastful or conceited |
Explications en français |
6 [1.8] se donner de l'importance, être vaniteux |
Exemples |
7 ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo. [2.996] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 miajokajoka, mianjonanjona, mihambohambo, miehakehaka, mibohaka, miangiangy, midohaka, midohadoha, midokadoka, midihindihina, miadonadona, miadokadoka, mihadrahadra, miedinedina, miedikedika, mietaketaka, mideronderona, mirehaka, mirehareha, mibohy, miaingitraingitra, midehadeha, misehaseha, mitehateha, miaingiaingy, misandratsandratra, misavoamboana, mievotrevotra, mitehintehina, mijaijay, miandranandrana, misolantsolana, mitihintihina |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mieboebo |
Mis à jour le 2024/12/11 |