|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miandranandrana
Radical  2  andranandrana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy
Explications en anglais  5  [1.2] to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense).
Exemples  6  Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [2.996]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  miandranandràna
Radical  12  andranandrana
Partie du discours  13  impératif du verbe actif miandranandrana [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1]
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21