|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mibohy
Radical  2 bohy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en anglais  4 [Provincial] to carry on the shoulder [1.2]

Entrée (2/2) 5  mibohy
Radical  6 bohy
Partie du discours  7  verbe actif
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Explications en malgache  12 Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
13 Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
14 Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [1.1]
Explications en anglais  15 to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [1.2]

Anagrammes  mibohy, 16 mihoby

Mis à jour le 2026/04/20