| Entrée (1/2) | 1 mideza |
| Radical | 2 deza |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Ilazana toerana miainga avo saiky mitsatoka raha jerena miakatra ka sarotra iakarana izaitsizy fa mampiaka-drantsana raha ho azo
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 steep. Used in speaking of an ascent. The word used to describe a descent as steep is mitsontsorika
10 to be upright, to stand erect [1.2] 11 upright; steep [1.7] |
| Explications en français |
12 Etre droit, raide, montant à pic: Mideza io fiakarana io (Cette montée est raide, à pic)
[1.3] 13 être droit, raide (se dit d'une côte, d'une route) [1.8] |
| Exemples |
14 Eo ambony atsinanana feno vato mitokotoko mahatahotra, ary eo ambony andrefana fiakarana mideza.
[2.324]
15 Ery lavidavitra kosa, mifanjevo amin' ny lanitra manga ny fidoroboky ny ala mikitroka, tataovan' ny tendrombohitra vinaniana ho mideza any am-paravodilanitra any. [2.5] 16 Tenez-vous bien droit [1.3] |
| Antonymes | 17 mitsontsorika |
| Entrée (2/2) | 18 mideza |
| Radical | 19 deza |
| Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mideza [Liste complète] |
| Explications en malgache |
21 aoka ianao hijoro mahitsy tsara
[1.1] |
| Explications en français |
22 Tenez-vous bien droit
[1.3] |
| Anagrammes | midezà, mideza |
| Mis à jour le 2026/08/13 |
|