Entrée (1/2) | 1 mideza |
Radical | 2 deza |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Ilazana toerana miainga avo saiky mitsatoka raha jerena miakatra ka sarotra iakarana izaitsizy fa mampiaka-drantsana raha ho azo [1.1] |
Explications en anglais |
5 steep. Used in speaking of an ascent. The word used to describe a descent as steep is mitsontsorika 6 to be upright, to stand erect [1.2] 7 upright; steep [1.7] |
Explications en français |
8 Etre droit, raide, montant à pic: Mideza io fiakarana io (Cette montée est raide, à pic) [1.3] 9 être droit, raide (se dit d'une côte, d'une route) [1.8] |
Exemples |
10 Eo ambony atsinanana feno vato mitokotoko mahatahotra, ary eo ambony andrefana fiakarana mideza. [2.324] 11 Ery lavidavitra kosa, mifanjevo amin' ny lanitra manga ny fidoroboky ny ala mikitroka, tataovan' ny tendrombohitra vinaniana ho mideza any am-paravodilanitra any. [2.5] 12 Tenez-vous bien droit [1.3] |
Morphologie |
|
Antonymes | 17 mitsontsorika |
Entrée (2/2) | 18 midezà |
Radical | 19 deza |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mideza [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 aoka ianao hijoro mahitsy tsara [1.1] |
Explications en français |
22 Tenez-vous bien droit [1.3] |
Anagrammes | 23 dezaim, idezam, midezà, mideza |
Mis à jour le 2023/01/20 |