Entrée (1/2) | 1 miavona (avona) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona [1.1] |
Explications en français | 4 être orgueilleux, fier [1.3, 1.5]5 être dédaigneux [1.3]6 faire le délicat, la petite bouche [1.3] |
Exemples |
7 izaho ity hoy ilay zaza miavona iza no anaranao? [2.131] 8 Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 midaondaom-bava, mangeto-bava, be taim-bava |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 miavòna (avona) |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif miavona |
Explications en malgache | 18 [1.1] |
Explications en français | 19 [1.3] |
Tableaux et planches |
20 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 21 maivano, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, maivano, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana |
Mis à jour le 2023/06/27 |