Entrée (1/3) | 1 miasa (asa) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en anglais |
3 to work [1.2, 1.7] 4 to till, to labour 5 In the provinces it means to count. [1.2] 6 to till the soil [1.7] |
Explications en français |
7 travailler la terre; travailler [1.8] |
Exemples |
8 - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470] 9 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot miasa |
Entrée (2/3) | 18 miasà (asa) |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif miasa |
Exemples |
20 Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy [1.1] |
Tableaux et planches |
21 Tous les impératifs actifs |
Entrée (3/3) | 22 miasa (asa) |
Partie du discours | 23 adjectif |
Explications en anglais |
24 sharpened, whetted. [1.2] |
Anagrammes | 25 asima, maisa, miasa, miasà, samia, asima, maisa, miasa, miasà, samia |
Mis à jour le 2023/08/11 |