|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hiasa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  kilalao, hira [Sakalava] [1.78]

Entrée (2/2)4  hiasa
Radical  5  asa
Partie du discours  6  futur du verbe actif miasa
Exemples  7  hiasa koa anie no nahatongavanay ato ê! [2.4]
8  Nanangona olona haondrana hiasa any ivelany ny Frantsay. [2.508]
9  Raha tena reraka mitohy moa izy, hahavita hiasa hafiriana io. [2.472]

Anagrammes  10  haisa, hasia, hiasa, sahia

Mis à jour le 2020/07/31