|
|
|
|

Entrée1  miandry kendry tohina
Mots élémentaires  2  miandry, kendry tohina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonymes  5  miandry vava latsaka

Mis à jour le 2023/11/20