|
|
|
|

Entrée (1/3)1  -kendry
Partie du discours  2  forme morphologique de hendry
Exemples  3  Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69#240]
4  Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285#57]
5  kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296#36]
6  Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996#33.027.008]
Morphologie 
7  Préfixée :

Entrée (2/3)8  kendry
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha
Explications en français  11  [1.3#322, 1.5] action de viser
12  [1.3#322] dessein, propos, attention, application
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)20  kendry
Partie du discours  21  préposition [Liste complète]
Explications en malgache  22  [1.78] [Bara] aloha

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21