|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miafara
Radical  2  fara
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana
Explications en anglais  5  [1.2] To be last, to be at the end.
6  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explications en français  7  [1.8] se terminer, finir, finir d'une certaine façon
Exemples  8  raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470]
9  Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  miafarà
Radical  15  fara
Partie du discours  16  impératif du verbe actif miafara [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21