|
|
|
|

Entrée1  matavy
Radical  2  tavy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy
Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Dérivés 
8  Verbes actifs :
Analogues  9  vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot matavy

Anagrammes  22 

Mis à jour le 2025/01/21