|
|
|
|

Entrée (1/2)1  botanaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
Mivonto na mibontsina.
Explications en français  4  [1.3#87] énorme, boursouflé, ventru
Dérivés 
5  Noms :
6  Adjectifs :
Autres orthographes  7  botataka
Synonymes  8  botinaka

Entrée (2/2)9  botanaka
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.1] Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy)
Vocabulaire  12  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21