Entrée | 1 monamona |
Radical | 2 mona |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1] |
Explications en français |
5 gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] |
Exemples |
6 I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy. [2.470#7] |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 mona, monamonany |
Anagrammes | 9 amononam, mamonòna, mamonona, monamona, namonoam |
Mis à jour le 2024/07/30 |