Entrée (1/2) | 1 hatavy |
Radical | 2 tavy |
Partie du discours | 3 forme morphologique de matavy |
Exemples |
4 Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao [1.437] 5 ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany [2.69#233] |
Entrée (2/2) | 6 hatavy |
Radical | 7 tavy |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 [1.1] Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany |
Synonymes | 10 hatavezana |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot hatavy |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |