|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manombana
Radical  2  tombana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra
Exemples  5  Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [2.471]

Entrée (2/3)6  manombana
Radical  7  tombana
Partie du discours  8  verbe actif
Explications en malgache  9  [1.1] Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io
Explications en anglais  10  [1.7] to appraise, to estimate
Explications en français  11  [1.8] évaluer, apprécier
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (3/3)16  manombàna
Radical  17  tombana
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manombana [Liste complète]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21