Entrée (1/2) | 1 tombana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [1.1] |
Explications en français |
4 les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [1.3] |
Exemples |
5 Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [2.472] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 tombana |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [1.1] |
Exemples |
11 Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 antambo, tambano, tombana |
Mis à jour le 2023/06/17 |