|
|
|
|

Entrée1  tombanana
Radical  2  tombana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  ambontana, notambana, tambonana, tombanana

Mis à jour le 2023/01/20