Entrée | 1 fanombanana |
Radical | 2 tombana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra |
Explications en français |
5 [1.3#718] l'action d'évaluer, le motif 6 [1.13] évaluation |
Exemples |
7 Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany. [2.606#] 8 Io olana momba ny fanombanana io ve marina koa ho an' ny fikambanan' ny mpiasa? [1.369#] 9 Sariadriaka endrika izany, manan-tsaina ary mahay ny asany araka ny fanombanana azy. [2.4#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |