|
|
|
|

Entrée1  mangataka (hataka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy [1.1]
4  Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny [1.1]
5  Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1]
Explications en anglais  6  To beg [1.2, 1.7]
7  To ask [1.2]
8  To ask for something [1.7]
Explications en français  9  Demander; mendier [1.8]
Exemples  10  Kibo noana tsy mangataka andro. [2.558]
11  Koa mangataka olona aminao aho. [2.508]
12  Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Analogues  17  Mitalaho, mihanta, miangavy, mierina, mitosy, miangola, miangoty, mitambitamby, mivavaka, miambezo, mitofendro, mitampesona, mikonetaka, mifendrofendro, mitomany ambony fe, milela-paladia, mananty an-tanan-droa, manao hatapiso, manao hata-maso, manao hatak' adala
Mots composés 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot mangataka

Mis à jour le 2023/06/17