Entrée | 1 miangavy |
Radical | 2 angavy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy 5 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1] |
Explications en anglais |
6 to request, to entreat, to crave. [1.2] 7 to beg, to entreat [1.7] |
Explications en français |
8 prier avec instance, supplier; solliciter [1.8] |
Exemples |
9 Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot miangavy |
Mis à jour le 2023/01/20 |