Entrée | 1 mitalaho |
Radical | 2 talaho |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay |
Explications en anglais |
5 [1.7] to entreat, to beg earnestly |
Explications en français |
6 [1.8] prier, supplier |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |