Entrée | 1 manembona |
Radical | 2 embona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany! [1.1] |
Exemples |
5 Mafy izany manembona ny tany niaviana izany! [2.528#] 6 manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470#] |
Morphologie |
|
Analogues | 10 manina, mandrembona, mahatsiahy, mahatsiaro, mahatsiaro ny lavitra, lasa ambiroa, lasa vinany, lasa eritreritra, lasam-borona, mangorotsoka, manimanina, vitsika momba kitay |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot manembona |
Anagrammes | 12 anembonam, anombenam, manembona, manombena, manombèna |
Mis à jour le 2023/02/26 |