|
|
|
|

Entrée1  mahatsiahy
Radical  2  tsiahy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento
Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy
Explications en français  5  [1.3] se souvenir, se rappeler
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mahatsiahy

Mis à jour le 2024/12/11