|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahatsiaro
Radical  2  tsiaro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany
5  [1.13] mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa
Explications en français  6  [1.13] se souvenir, se rappeler
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mahatsiaro

Entrée (2/2)16  mahatsiaro
Radical  17  tsiaro
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  [1.1] taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao
20  [1.13] mifoha amin'ny torimaso
Explications en français  21  [1.13] s'éveiller
Morphologie 
22  Présent :
23  Passé :
24  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21