|
|
|
|

Entrée1  tsiaro
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Explications en malgache  7  fahatsiarovana [Taisaka] [1.78]
8  Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1]
9  fahatsiarovana; fifohazana [1.13]
Explications en français  10  souvenir, mémoire, réveil [1.3]
11  souvenir, réveil [1.13]
Exemples  12  Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]

Anagrammes  13  atsiro, isotra, ositra, ratsio, soitra, tsiaro

Mis à jour le 2022/10/09