Entrée (1/2) | 1 manefa |
Radical | 2 efa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka]
[mañefa] mamita 5 [1.78] [Bara] [mañefa] mamita, mamarana 6 [1.78] [Bezanozano] mamita 7 [1.78] [Bara] mandoa vola 8 [1.78] [Sihanaka] [mañefa] mamita, manantanteraka, mandoa vola 9 [1.78] [Tanala] [mañefa] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) 10 [1.1] Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila Manonitra: Nanefa ny helony izy Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho |
Explications en anglais |
11 [1.7] to complete, to perform one's duty; to pay |
Explications en français |
12 [1.3] Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées) Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) 13 [1.8] achever; faire son devoir; payer, une dette |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot manefa |
Entrée (2/2) | 23 manefà |
Radical | 24 efa |
Partie du discours | 25 impératif du verbe actif manefa [Liste complète] |
Explications en malgache |
26 [1.1] |
Explications en français |
27 [1.3] |
Anagrammes | 28 anefam, manefà, manefa |
Mis à jour le 2023/06/12 |