|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandrindra
Radical  2  rindra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana
Explications en anglais  5  [1.7] to set in order, to arrange; to reconcile
Explications en français  6  [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier
Exemples  7  manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona. [2.445#]
8  Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mandrindrà
Radical  14  rindra
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mandrindra [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21