Entrée |
mandrakizay
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
[1.1]
|
Explications en anglais | Forever [1.7]
|
Explications en français | éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
|
| à tout jamais [1.8]
|
Exemples |
1 | Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety.
[2.471]
|
2 | ho tia an' i Sahondra mandrakizay!
[2.529]
|
3 | - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko.
[2.499]
|
4 | Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay.
[2.59]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ ~ |
Mots élémentaires | mandraka ; izay |
Mots composés |
|
Proverbes |
|