|
|
|
|

Entrée1  alaovalo
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo
4  [2.285] elabe, tsy manam-pahataperana
5  [1.221#]
Explications en anglais  6  [1.2] [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay.
Exemples  7  Fa dieny mbola tsy manao am-pihi-mamba ny alaovalo mandrakizay. [1.221#]
8  Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy. [2.59#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10