|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mandòna (dona)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [1.1]
Explications en anglais  4  To soak [1.7]
Explications en français  5  Tremper [1.8]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/3)10  mandòna (dona)
Partie du discours  11  verbe actif
Explications en malgache  12  Manomboka [1.78]
13  Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho [1.1]
14  Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io [1.1]
15  Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1]
Explications en anglais  16  To knock, to strike [1.7]
Explications en français  17  Frapper, battre, heurter [1.8]
Exemples  18  Injao koa misy mandona ao am-baravarana. [2.499#]
19  Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#]
Morphologie 
20  Présent :
21  Passé :
22  Futur :
23  Impératif :
Mots composés 

Entrée (3/3)25  mandonà (dona)
Partie du discours  26  impératif du verbe actif mand
Tableaux et planches  27  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  28  mañando, mandano, mandòna

Mis à jour le 2023/09/25